|
|
|
|

Entrée 1  ifanakalozana
Radical  2 takalo
Partie du discours  3  verbe circonstanciel
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  Taratasy no ifanakalozany amin'izay fotoana izay. [2.117#118]
8  Eo anivon'ny Fokontany, ny vokatra fihinana toy ny tsako, balahazo, bele dia "atero ka alao" ifanakalozana ao anatin'ny fianakaviana ihany matetika fa tsy amidy. [2.606#59]

Mis à jour le 2026/04/19