|
|
|
|

Entrée 1  imasoana
Radical  2 maso
Partie du discours  3  verbe circonstanciel
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ikezahana, ilofosana, ilozohana, ikelezana aina: Ny fianarana imasoina fa efa akaiky ny fanadinana [1.1]
Explications en français  9 Ny asany hiany no imasoany (Il ne s'applique qu'à son travail) [1.3#436]
Exemples  10  Vakiteny sy soratra ary manisa no tena nimasoana [2.117#105]
11  Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana. [2.470#]
12  Fanalana andro no iheveran' ny maro ny fambolen' anana nefa raha imasoana sy atao anton-draharaha, dia lahasa miantoka ny fameloman-tena. [2.332#]

Mis à jour le 2026/02/26