|
|
|
|

Entrée 1  indramina
Radical  2 indrana
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Angatahina mba hanaovana nefa haverina rehefa avy eo: Nindramin' i Soa ny sininay hantsakany
9 Iangaviana hanao raharaha fa tsy karamaina: Olona nindramina ireo miasa ny tanimbarinay ireo [1.1]
Explications en anglais  10 used of the thing which is to be borrowed. [1.2]
11 to be borrowed; cf. sambotra [1.7]
Explications en français  12 qu'on a emprunté [1.8]
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  indramina, 14 mandraiñy, 15 manindria

Mis à jour le 2026/04/21