|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  indray
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Dérivés 
Adverbes :
Explications en malgache  4 Fanindroany: Toa mbola miteny indray ialahy?
5 Mbola vao mainka: Norarany tsy hisotro ny zanany, nefa izy indray no nivongika tavoahangin-java-pisotro avy any
6 Miaraka: Indray nientana izahay rehetra nihoby ireo mahery fonay. [1.1]
Explications en anglais  7 again; in the second place [1.2, 1.7]
8 the second time; at times, sometimes [1.2]
Explications en français  9 encore une fois; de nouveau [1.8]
Exemples  10  Ho avy indray ny tantara terena. [2.4#56]
11  I Dada indray no voatendry tamin' izany. [2.472#24]
Combinaisons  12  28 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot indray

Entrée (2/2) 13  indray
Partie du discours  14  Non spécifié
Explications en malgache  [1.78]

Anagrammes  15 dirina, indray

Mis à jour le 2026/04/19