|
|
|
|

Entrée 1  iposahana
Radical  2 posaka
Partie du discours  3  verbe circonstanciel
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en français  [1.3#494]
Exemples  8  Amin' ny enina ny iposahan' ny masoandro (Le soleil se lève à six heures) [1.3#494]
9  Izay mitoetra amin' ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan' ny mazava [2.996]
10  ary nanilika ny andro sy ny taona, mahatahotra, mba hiposahan' ny fo mandrifaizay [2.59#136]
11  Saingy angamba ho tafaverina alohan' ny hiposahan' ny masoandro aho, raha tianao ny hiandry ahy [2.529#27]

Anagrammes  12 ipasohana, iposahana

Mis à jour le 2026/04/19