|
|
|
|

Entrée (1/8) 1  I  ~  i    
Partie du discours  2  nom (symbole)
Explications en malgache  3 Tarehintsoratra fahavalo ary zanatsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy. Raha mamaran-teny ny i dia atao y: Tany. Ny amin'ny feony kosa, dia izao no tsara homarihina: raha ialohan'ny a na i dia atao indray mitonona ny a sy ny i: aina (ai - na) afa-tsy raha tovona nya eo aloha, ka amin'ny izay kosa dia mitonona misaraka izy roa: ailika (a - i - lika). [1.1]
Explications en français  4 La huitième lettre de l'alphabet malgache et la troisième des voyelles. L'i suivi de g, h, k, ng, nk, se répercute légèrement après ces lettres devant a, e, o, de la syllabe suivante: Igagana, igiagana; Isika, isikia; Mainka, mainkia, Ikopa, ikiopa; Ikoto, ikioto. [1.3]
Analogues  5  abid
Tableaux et planches  6  Les alphabets
Article  7 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 
8  9 

Entrée (2/8) 10  i~
Partie du discours  11  préfixe [Liste complète]
Explications en malgache  12 Fanao a) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza olona ka tsy manomboka amin'ny Ra na Andrian:Ikoto / Ny satrok'i Paoly. b) eo alohan'ny anaran-tsamirery milaza tany na tanaàna na renirano na farihy tsy misyAn naAm:Ihosy / Ny tanànan'i Betafo. d) eo alohan'ny anarana iombonana sasantsasany misy fifandraisana ara-pihavanana:i dada, i zandry.
13 Hita amin'ny fiforonan'ny teny sasantsasany, toy ny ilay, ikala, izato, iny, izaho, izahay, izy, ise, isika, ianareo, ivelany, ivoho, imaso, ilalana. [1.1]
Explications en anglais  14 prefix used as follows : a) before proper names, as : Kòto, Ikòto b) in forming place names, as : Mèrina, Imèrina: Ifanadiana c) to make a noun into a preposition or an adverb, as : maso, eye; imaso, in plain sight; voho, the back; ivoho, behind [1.7]
Explications en français  15 Sert à former des adverbes et des prépositions et équivaut à une préposition: à, sur : Imaso, aux yeux de; Ivoho, sur le derrière de.
16 Article personnel, se met devant les noms propres de personnes, devant les noms de lieux, ainsi que devant certains noms communs, et remplace alors Ra ou Andrian- : Iboto, Ifara, Ivato, Ifandana; Ikaky, Ineny, irainao, izokinao, isakaizanao. [1.3]
17 préfixe a) se met devant les noms propres; ex. : Kòto, Ikòto b) se met devant les noms de lieu; ex. : Merina, Imerina; Ifanadiana c) sert à former des prépositions et des adverbes; ex. : maso, imaso; voho, ivoho [1.8]
Tableaux et planches  18  Mots contenant cet affixe

Entrée (3/8) 19  i
Partie du discours  20  article [Liste complète]
Explications en malgache  21 [Bara+Tandroy] ny [1.78]

Entrée (4/8) 22  i
Partie du discours  23  interjection [Liste complète]
Explications en français  24 Non. I! inona no izany eo. Non, cela n'est pas vrai. [1.3]

Entrée (5/8) 25  i
Partie du discours  26  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  27 [Bara] izy [1.78]
Tableaux et planches  28  Tous les pronoms

Entrée (6/8) 29  I    
Partie du discours  30  pronom [Liste complète]
Explications en anglais  31 aho, izaho; aho is chiefly used after the predicate, and izaho is used before [1.2]
32 izaho@mg.pn, aho@mg.pn [1.17]

Entrée (7/8) 33  I  ~  i    
Partie du discours  34  adjectif
Explications en malgache  35 marika romana izay milaza ny isa 1 [3.1]
Vocabulaire  36  Mathématiques: arithmétique
Combinaisons  37  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot i
Tableaux et planches  38  Les nombres

Entrée (8/8) 39  I    
Partie du discours  40  nom (symbole)
Explications en malgache  41 iôdy. Singa mivaingana, faha-53 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explications en anglais  42 Iodine [3.1]
Explications en français  43 Iode [3.1]
Vocabulaire  44  Chimie
Tableaux et planches  45  Table périodique

Mis à jour le 2026/10/22