|
|
|
|

Entrée 1  karohina
Radical  2 karoka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Haronina any anaty...; hadina: Be ny metaly nokarohina teto / Nokarohiko tao an-davaka ilay vola very
9 Ahetsiketsika mba hifangaro: Tsy nokarohinao tsara ny tavolo ka niraikitra tamin' ny vilany
10 Tadiavina, kezahina ho fantatra: Nokarohina eran' ny trano ilay fanalahidy fa tsy hita / Efa nokarohina an-taonany maro ny fanafodin' ny kansera nefa mbola tsy hita hatramin' izao [1.1]
Explications en anglais  11 to be investigated; to be sought; cf tady, zaha [1.7]
Synonymes  12 karofana

Mis à jour le 2026/04/22