|
|
|
|

Entrée 1  kevoka
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  17 Miseho ho be hambo ka mahatsikaiky, mihevi-tena ho tsara na mahay, te hoderaina, dedaka: Kevoka erỳ ny anao lahy nidina tamin' ny bisikileta nanao tsy an-kitana tao Ambatovinaky kanjo terỳ Antsapanimahazo vao nitsirara tamin' ny vato ny lohany [1.1#487]
Explications en anglais  18 vain, pretentious [1.7]
Explications en français  19 vain, présomptueux [1.3#325, 1.8]
20 fat, faquin, pédant, fanfaron; se dit aussi des animaux de combatqui semblent vouloir combattre et reculent à l;a vue de leurs rivaux. [1.3]
Exemples  21  Kevoka ery izy rehetra milaza fa ao aminy daholo no hihinana ireo mpiara-milalao aminy. [2.470#71]
22  Somary kevoka sy be rehaka izay mantsy izy, ka nitabataba nanao teny ren' olona mba hisy mpahalala ny vaovao momba azy. [2.472#113]
Analogues  23  be ebo, 24  be rehaka, 25  dedaka, 26  firinga mievotra, 27  kasikasy, 28  kevo-dahy, 29  maivan-kitsaka, 30  mampilahendrena, 31  miana-kendry, 32  Mpirehareha, 33  sehoka, 34  somehoka

Anagrammes  kevoka, 35 vokeka

Mis à jour le 2026/04/22