| Entrée | 1 konjo |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Dérivés |
|
| Explications en malgache |
5 Fetsy maranitra
6 Kinga sy mailaka amin' ny haratsiana fa mahay miseho ho tsara: Tsy azo ianteherana mba hikarakara izay Ranona olona konjo iny 7 Sarotiny aoka izany fa hoe mahalala na mitana ny rariny [1.1] |
| Explications en anglais |
8 clever and deceitful
[1.7] |
| Explications en français |
9 rusé, trompeur
[1.3, 1.8] 10 se dit des lèvres déliées 11 fin, adroit [1.3] |
| Synonymes | 12 konjokonjo |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|