|
|
|
|

Entrée 1  kononkononina
Radical  2 kononkonona
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Afinafenina any anaty akanjo, takontakonana: Nokononkononiny ilay mofo nomeko azy fa natahorany sao rombahin' ny namany [1.1]

Mis à jour le 2026/04/19