|
|
|
|

Entrée 1  korianana
Radical  2 koriana
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ibolisarana, iporotsahana, itsoriahana: Nokorianan' ny fandraka ny tanako ka nijananaka ra
9 Ianjerana, kodiavana: Nokorianan' ny vato ny tongotry ny zandriko ka naratra [1.1]
Explications en anglais  10 to have something flow or glide over it [1.7]
Explications en français  11 sur quoi on fait glisser [1.8]

Anagrammes  12 anankiroa, 13 anikorana, 14 ikoranana, korianana

Mis à jour le 2026/04/19