|
|
|
|

Entrée 1  korotehina
Radical  2 korotika
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Rovitina tsy misy kitotony, kotehina: Nahoana no korotehinao toy izao ny akanjoko?
9 Simbana tanteraka: Nokorotehin' ilay bibidia ny tarehiny
10 Asavorovoro ka tsy hita intsony izay laniny, asafotofoto: Nokoretehin' iza àry itỳ kofehy itỳ? [1.1]

Mis à jour le 2026/04/19