|
|
|
|

Entrée 1  kotranina
Radical  2 kotrana
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ampifampipohina, ampifampikatrohina: Aza kotranina ny vilia sao vaky
9 Helingelenina, kotabaina: Kotranin' ny mpamosavy isan' alina, hono, izy / Kotranin' ny fakampanahy lava izao izy
10 Asiana ka ahontsankontsana: Kotranina fasika ny tavoahangy hanadiovana azy [1.1]

Anagrammes  kotranina, 11 tranokany

Mis à jour le 2026/04/19