|
|
|
|

Entrée 1  latsaina
Radical  2 latsa
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Esoina ka akoraina amin' ny fahoriana mahazo azy [1.1]
Explications en anglais  9 to be upbraided, to be reproached [1.2]
10 to be reproached, to be insulted [1.7]
Explications en français  11 qu'on insulte [1.3#389, 1.8]
12 qu'on injurie [1.3#389]
Exemples  13  ary raha misavily ambony bao, tsy latsaina? [2.69#210]
14  Aza latsaina ny momba, fa tsy ny olombelona no tompo mpandahatra. [2.296#98]
15  Fa niala tany aminay ndeha hitady izahay, ka raha sendra ny tsy mety: aza latsaina, fa rehefa voa hono tsy hary hendry ihany. [2.245#54]
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  latsaina, 17 latsiana

Mis à jour le 2026/04/21