|
|
|
|

Entrée 1  mafina
Radical  2 mafy
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Mafiso ny fefiloha [1.1]
Synonymes  9 hamafina, hamafisina

Anagrammes  10 famany, 11 fanamy, fañamy, 12 fanima, 13 finama, mafina, 14 manafy, 15 manifa, 16 mifaña, mifanà, mifana~, mifana

Mis à jour le 2026/08/15