|
|
|
|

Entrée 1  mahafadiranovana
Radical  2 fadiranovana
Partie du discours  3  adjectif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  Ary izay marary tsaroako izay, miampy ny fanahiana aman-tebiteby eo am-piandrasana, dia hahafadiranovana ahy isaky ny hotsindronina. [2.4#37]
8  Aretina mamely ny tanora loatra, mahafadiranovana ny lazondazony, ary misangisangy ny antitra aza, ka tsy maintsy reseko. [2.499#29]

Mis à jour le 2026/04/19