|
|
|
|

Entrée 1  mahasambatra
Radical  2 sambatra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en anglais  7 to make blessed or happy [1.7]
Explications en français  8 qui rend heureux [1.8]
Exemples  9  Tsy misy mahasambatra hoatra ny mahay mamela heloka! [2.499#]
10  mahasambatra tsara ny eto, hoy ny Ntaolo, saingy raha mitatao lanitra dia tsy maintsy lena indraindray; [2.245#]
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21