|
|
|
|

Entrée 1  mahatsikaritra
Radical  2 tsikaritra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Sendra mahita, mahatsipalotra: Nahatsikaritra andRasoa aho tany an-tsena [1.1]
Explications en anglais  8 to perceive at a rapid glance [1.7]
Explications en français  9 apercevoir instantanément [1.8]
Exemples  10  Ny Menamaso alefan-dRakoto koa matetika hitsikilo ny fampinomana, ka nony mahatsikaritra ireny ny mpampinona, dia nikendry tsara tsy hahafaty olona. [1.437#]

Mis à jour le 2026/04/19