| Entrée | 1 mahavatra |
| Radical | 2 vatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Mahakarakara na mahakolokolo mandrakariva: Mahavatra manondraka ireo voninkazo ireoisa-maraina izy
9 Mahatozo amin' ny fanaovana izay hahasoa: Mahavatra mifoha amin' ny dimy maraina isan' andro izy mba hahandro vary ho an' ny vadiny [1.1] |
| Explications en anglais |
10 to support, to endure; to carry through
[1.7] |
| Explications en français |
11 supporter, endurer; persévérer
[1.8] |
| Exemples |
12 Tia asa saina fa tsy mahavatra asa ilana herim-batana
[1.381#]
13 Misy dia mahavatra mianatra sy mandany fotoana miaraka aminay [2.445#] |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|