|
|
|
|

Entrée 1  mahavoafady
Mots élémentaires  2 mahavoa, 3 fady
Partie du discours  4  verbe actif
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Explications en anglais  8 to cause disgrace by overstepping taboo [1.7]
Explications en français  9 Qui peut déshonorer, faire rougir, comme un acte mauvais: Mahavoafady anao ny ratsy nataonao (Le mal que vous avez fait vous déshonore) [1.3#840]
10 se déshonorer en violant un tabou [1.8]
Exemples  11  Izany no nanoloran' Andriamanitra azy ho amin' ny filan-dratsy mahavoafady [2.996]
12  fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritreritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady; [2.69#161]
Synonymes  13 mamoafady
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22