|
|
|
|

Entrée 1  mahavoasazy
Radical  2 voasazy
Partie du discours  3  adjectif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  mahavoasazy ny manao izany. [2.117#96]
8  Tsy misy olona azo sazina raha tsy araka ny lalàna navoaka hanan-kery alohan' ny nanaovana ilay fihetsika mahavoasazy. [1.320]
9  Samia hendry tsara mandra-pahatongan' io andro io, satria raha misy tsy hendry, dia sady voasazy tsy man-kany, no mahavoasazy koa ny sisa rehetra, tsy misy afaka handeha. [2.332#44]

Mis à jour le 2026/04/19