|
|
|
|

Entrée 1  mailamailaka
Radical  2 mailaka
Partie du discours  3  adjectif
Dérivés 
Adjectifs :
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  5 [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Exemples  6  mailamailaka ery izy: lehilahy mody tokoa no mamindra. [2.470#8]
7  Maharitra moa ny fandroany eo fa manao tahaka ny fandroan' ny gana izy, mailamailaka ery rehefa miala eo mba tsy ho tratran' ny olona amin' ity lohany fito. [2.606#174]

Mis à jour le 2026/02/26