|
|
|
|

Entrée 1  maizimaizina
Radical  2 maizina
Partie du discours  3  adjectif
Dérivés 
Noms :
Explications en malgache  6 manjombonjombona
7 an-tsokosoko: Tetika maizimaizina [1.1]
Explications en français  8 un peu obscur, le commencement de l'aurore, la fin du crépuscule [1.3]
Exemples  9  maizimaizina vao tafakatra ny renivohitra izy ireo [2.470]
10  Tsy laviko fa nisy tetika maizimaizina ihany ny tsy nijanonako ela tao Parisy [2.471]
11  Saika isan'andro vao maizimaizina, nisy poa-basy re tany ambany antsinanan'Ambatondrazaka [2.472]

Mis à jour le 2026/04/19