|
|
|
|

Entrée 1  malaza
Radical  2 laza
Partie du discours  3  adjectif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 fantatran'olona betsaka hatraiza hatraiza: Olo-malaza eto amin'ny faritany Ingahy Rabehevitra
8 Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy: Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ [1.1#563]
Explications en anglais  9 renowned; notorious [1.2]
Explications en français  10 célèbre [1.3#395, 1.5]
11 renommé, fameux [1.3#395]
12 réputé, animé [1.5]
Exemples  13  Iza no mpanoratra malaza fantatrao? [2.113#77]
14  Harriet Newell, Misionera malaza koa. [2.649#181]
15  Olona malaza tokoa Andrianampoinimerina. [2.332#100]
16  Izao kosa no kabary malaza nahatonga an'i Tsianolondroa. [2.298#85]
Analogues  17  be voninahitra, 18  iray toa zato, 19  manan-daza, 20  mandeha laza, 21  manehoeho, 22  manetriketrika, 23  tsy leo laza
Combinaisons  24  15 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot malaza
Proverbes  25  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  malaza, 26 zamala

Mis à jour le 2026/04/22