|
|
|
|

Entrée 1  mamabo
Radical  2 babo
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Maka ho babo: Tsy nitsahotra namabo ilay mpanjaka nandresy tamin' ny tanàna rehetra nolalovany
9 Mandroba, mangalatra: Jiolahy no traira namabo tao Antsaha
10 Maka ho onitsa, manosy: Ny fanjakana no namabo ny fananan' ireo tratra nikomy [1.1]
Explications en anglais  11 to capture, to seize as prey, to take captive, to carry off as spoil. [1.2]
Explications en français  12 Capturer, confisquer, piller [1.3]
Exemples  13  Toy ilay mamabo jorery : ny feony mameno lohasaha; [2.69#]
14  nefa ry zalahy any mamabo, fa isika tsy mahazo na inona na inona. [2.324#]
Autres orthographes  15 mambabo
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/22