|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mamadika
Radical  2 vadika
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manao zavatra miamboho: Mamadika fitaratra
9 Mampiseho ny ila na lafiny iray tsy mbola niseho: Mamadika tsihy
10 Miova ho mpamely nefa nitokisana: Namadika ny firenena izy
11 Mamindra faty ho ao amin' ny fasan-drazana na mamono lambamena: Lasa namadika any ambanivohitra izy [1.1]
Explications en anglais  12 to turn something over; to "turn the bones" of the dead; to betray [1.7]
Explications en français  13 mettre à l'envers [1.3, 1.8]
14 trahir [1.3, 1.8]
15 tourner, chavirer
16 changer les morts de tombeau [1.3]
17 tourner sur l'autre côté
18 "retourner" les ossements des ancêtres [1.8]
Exemples  19  Raha mamadika izao teniko izao ianareo, matiko! [2.508#409]
20  Ry Dimilahy mianadahy avy no mamadika ireo ray aman-dreniny sy razambeny. [2.470#87]
Combinaisons  21  6 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mamadika

Entrée (2/2) 22  mamadika
Radical  23 vadika
Partie du discours  24  adjectif
Explications en malgache  25 [Betsileo] Enti-milaza tandrok' omby toy ny tandrok' omby kirongo saingy boribory antonony ny fiolany [1.1]
Vocabulaire  26  Economie: élevage
Tableaux et planches  27  Formes des cornes des boeufs
Illustrations 
28 

Mis à jour le 2026/04/19