|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  mamahatra
Radical  2 fahatra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mamikitra, mitazona mafy amin' ny tongotra: Namahatratamin' ny vato ny tongony, nefa nalama ilay vato ka tsy ampy toy inona nikorisa izy dia nianjera tany an-kady
9 Mitokona tsy mety mandroso: Notaritina ilay zaza, nefa namahatra ka hany hery nobataina tao [1.1]
Explications en anglais  10 to resist when drawn, as roots clinging tenaciously to the soil; to back, as a person dragged against his will; to stand firm; to act obstinately. [1.2]
Explications en français  11 se cramponner, s'appuyer, compter sur, refuser de marcher [1.3]
Exemples  12  Fintan-telo indray mamahatra no milahatra anoloany. [1.257#]

Entrée (2/3) 13  mamahatra
Radical  14 vahatra
Partie du discours  15  verbe actif
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :
Explications en malgache  20 Mandatsa-paka, mamaka: Ho tahaka ny hazo maniry eny amoron-drano izy: mamahatra any anaty rano [1.1]

Entrée (3/3) 21  mamahatra
Radical  22 vahatra
Partie du discours  23  verbe actif
Explications en anglais  24 [Provincial] to begin to colonize [1.2#721]

Mis à jour le 2026/04/19