|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mamaly
Radical  2 valy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manome valiny: Tsy mbola namaly ny fanontaniako ihany ve ianareo?
5 Manome (zavatra) ho setriny: Aza mamaly ratsy ny ratsy
6 Manome valin-teny tsy amim-panajana, manohitra: Aza mba mianatra mamaly mpampianatra toy izao ise fa tsy tsara [1.1]
Explications en français  7 Répondre, rendre la pareille, punir ou récompenser selon les actes [1.3#806]
Exemples  8  Tsy namaly I Feno [2.472]
9  Ny zava-maneno voakitika mahalankalana no namaly ny teniny [2.471]
10  Rehefa tapitra ny tenin'ny mpiampanga vao mamaly hianareo, hoy izy [2.324]
11  Mba te hamaly azy ihany i Lidy nefa tsapany fa tsy haharesy azy na oviana na oviana izy [2.470]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Combinaisons  16  6 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mamaly
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2) 18  mamaly
Radical  19 faly
Partie du discours  20  verbe actif
Explications en anglais  21 [Provincial] to shoot [1.2]
Proverbes  22  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  mamaly, 23 mamila

Mis à jour le 2026/07/17