|
|
|
|

Entrée 1  mamaritra
Radical  2 faritra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manisy tsipika manodidina, mamala, mamangitra: Mamaritra tanimboly
9 Mametra: Ny tendrombohitra Bemaraha no mamaritra ny tanin' ny Sakalava aty atsinanana / Fa iza no mba hamaritra ny fahefako eto an-tokantranoko? [1.1]
Explications en anglais  10 to mark out, to set boundary lines, to set dimensions. [1.2]
Exemples  11  Ny lalàna no mamaritra izany. [1.320#]
12  Ny toe-bola sy ny velaran-tany volena no mamaritra ny safidy. [2.117#]
Combinaisons  13  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mamaritra
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 mamaratry, mamaritra, 16 mamiratra, 17 miramatra

Mis à jour le 2026/04/21