|
|
|
|

Entrée 1  mamelatra
Radical  2 velatra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mamela hitsotra tsara: Mamelatra karipetra handiavan' ny mpanambady ny tompontrano
9 Manokatra: Mamelatra boky ny mpianatra
10 Mandahatra tsara mba hanaitra ny mason' ny olona: Mamelatra ny entany vao maraina ny mpivarotra rehetra
11 Manomana ho an' ny ilana azy: Mamelatra fandambanana
12 Mamelatra fandriana. sns
13 Mametraka: Mamela-pandrika ho an' ny biby ny mpihaza
14 Manazava: Ny mpitandrina Ranona no hamelatra ny lohateny hoe: Zava-poana izao tontolo izao [1.1]
Explications en anglais  15 to unroll, to spread; to set a table; to explain [1.7]
Explications en français  16 dérouler, étendre, déployer; mettre la table; expliquer [1.8]
Synonymes  17 mamelabelatra
Combinaisons  18  4 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mamelatra

Mis à jour le 2026/04/22