| Entrée | 1 mametraka |
| Radical | 2 petraka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Manao main' ny toerana anankiray: Mametraka boky eo ambony latabatra
9 Manome (zavatra) mba hotehirizina, manome (vola) mba hiteraka: Mametra-bola amin' ny banky 10 Manendry: Ny fanjakana no nametraka ahy eto 11 Manala, manesotra, manongana: Ny Filoha no mametraka ny mpiasam-panjakana 12 Mandefa, mandroaka, misaotra (vady): Antitra Rangahy vao nametraka ny vadiny [1.1] |
| Explications en anglais |
13 to place, to seat, to put down, to make to perch; to lay, as in stonework, etc.
[1.2] 14 to set, to place, to lay down [1.7] |
| Explications en français |
15 mettre, placer
[1.8] |
| Exemples |
16 mametraka sakana maro ny finoana;
[2.445#]
17 Rahefa vita, dia mahazo mametraka fanontaniana ianao. [2.270#] |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|