|
|
|
|

Entrée 1  mamily
Radical  2 vily
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mampandeha amin' ny lalankafa tsy amin' ny hitsiny teo aloha: Mamily bisikileta
9 Mampibirioka, mampiviona: Ny fahazaran-dratsy no namily azy ho any amin' ny lalan' ny fahaverezana
10 Manolaka: Mamily ny hevitry ny teny iray [1.1]
Explications en anglais  11 to turn aside [1.2#758, 1.7]
12 to cause to deviate from a straight course [1.2#758]
13 to cause to deviate; to steer [1.7]
Explications en français  14 détourner, faire dévier [1.3#833, 1.8, 1.5#331]
15 rejeter, égarer [1.3#833]
16 diriger ou conduire [1.8]
17 conduire une voiture [1.5#331]
Exemples  18  ary izay maniry hanan-karena dia mamily ny masony. [2.996#28.27.1]
19  hoy Ihary namily ny resaka mba tsy hitohizan' ny hadrohadro [2.529#68]
20  hoy ilay tovolahy namily ny lakany hanatona ny nosy [2.5#16]
21  Raha misy manakely ny làlana, na mamily azy, dia sazina omby dimy. [1.123#]

Mis à jour le 2026/04/19