| Entrée (1/2) | 1 mamindra |
| Radical | 2 findra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Manova toerana: Iza no namindra ny satroko teto
9 Mitondra amin' ny toerana hala: Lasa namindra ny zanany amin' ny Sekoly any Antananarivo izy 10 Mamboly zavamaniry efana niry tamin' ny toeran-kafa: Mamindra zana-kazo 11 Manendry hiasa amin' ny toeran-kafa: Ny lehiben' ny Faritany no namindra azy ho eto 12 Manome, manolotra: Namindra ny fahefany tamin' ny apostoly i Jesoa 13 Mampita: Tsy tsara ny mamindra hafatra 14 Mandeha: Mbola vao herintaona latsaka dia mamindra tsara sahady ilay zaza 15 Miara-mandeha, mitanjozotra, mirindra tsara: Namindra tsara ny foloalindahy tamin' ny matso tamin' ny 26 Jiona [1.1] |
| Explications en anglais |
16 to remove, to transfer, to transcribe, to transplant, to step, to walk.
[1.2] 17 to move; to walk (esp. of a child) [1.7] |
| Explications en français |
18 déplacer, changer de place: marcher (se dit surtout des enfants)
[1.8] |
| Exemples |
19 Izay manoro lala-mahitsy no mamindra aina.
[2.69#]
20 Ka izahay manana anareo, tsy ho lavo mamindra; [2.245#] |
| Vocabulaire | 21 Mouvement |
| Combinaisons | 22 5 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mamindra |
| Proverbes | 23 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 24 mamindrà |
| Radical | 25 findra |
| Partie du discours | 26 impératif du verbe actif mamindra [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | mamindrà, mamindra, 27 mindrama |
| Mis à jour le 2026/08/19 |
|