|
|
|
|

Entrée 1  mamofompofona
Radical  2 fofompofona
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en anglais  7 to smell rank, to be ill-flavoured, to stink. [1.2]
Explications en français  8 qui a une faible odeur agréable [1.196]
Exemples  9  mamofompofona Senegaly anie ialahy izany e! [2.643#60]
10  Dia notsipahina tsikelikely araka izany koa ny lalàm-pitondrantena izay mbola mamofompofona fivavahana. [2.285#99]

Mis à jour le 2026/04/19