|
|
|
|

Entrée 1  mamohehatra
Radical  2 fohehatra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mampahita angano, loza: Mamohehatra ireo ankizy ireo
9 Manimba: Mamohehatra ny raharahako ny nataonao [1.1]
10 ahitana henatra [2.285#223]
Explications en anglais  11 (imp and rel not used). To injure, to hurt. [1.2]
Exemples  12  tompokolahy, izany ody ratsy izany, fandrao indray dia mamohehatra! [2.69#42]
13  Tsy maintsy tony tanteraka ny tena, ny fikoropahana sy ny fanao tsy voahevitra, matetika mamohehatra. [2.4#46]
14  Na dia mamy sy zary ilaofan-kanin-kotrana toy ny mahazatra aza ny ranondresy, dia poizina mamohehatra sy mamono aina [2.470]
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  16 mahahemotra, mamohehatra

Mis à jour le 2026/04/21