|
|
|
|

Entrée 1  mamoly
Radical  2 foly
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Manao ho kofehy: Efa ela no nahay namoly landy sy landihazo ny Malagasy [1.1]
Explications en anglais  9 to spin thread [1.7]
Explications en français  10 filer [1.8, 1.5]
Exemples  11  Misy efa mahay mamoly madinika sy mahitsy tsara, ka ny lamba rita amin' izany lafo ariary telo na ariary efatra. [1.437#]
Analogues  12  manady, 13  manasina, 14  manira

Anagrammes  15 Lô-Ammì, 16 mamilo, mamoly, 17 milamo, 18 miloma, 19 mimalo

Mis à jour le 2026/04/22