|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  mamory
Radical  2 vory
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 (mamorivory no fampiasa indrindra) Mandroatra, misafoaka [1.1]
Synonymes  8 mamorivory
Combinaisons  9  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mamory

Entrée (2/3) 10  mamory
Radical  11 vory
Partie du discours  12  verbe actif
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Explications en malgache  17 Miantso ho tonga miaraka, amin' ny toerana iray: Namory ny mahantra teo amin' ny fokontany izahay mba hizarana fitafiana
18 Manaika, manainga: Namory ny Parlemanta ny Filoham-pirenena
19 Manangona: Namory sary betsaka aho fony izaho tany Afrika [1.1]
Explications en anglais  20 to gather, to collect [1.7]
Explications en français  21 réunir, rassembler [1.8]
Exemples  22  Ka ianao ihany no mamory. [2.588#]
23  ka samia mamory havana isika roa lahy, fa fara-doboka izao. [2.69#]
24  Dia mamory indray isika, ka samy hanonona izay zakany. [2.59#]

Entrée (3/3) 25  mamory
Partie du discours  26  verbe actif
Explications en malgache  27 [Tanala] mamarana amin-java-maranitra ho dombo [1.78]

Anagrammes  mamory, 28 miroma, 29 morima

Mis à jour le 2026/04/22