|
|
|
|

Entrée 1  mamosaka
Radical  2 posaka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy
9 Manambara: Tsy nety namosaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1]
Explications en anglais  10 to reveal, to bring into view; to propose an idea [1.7]
Explications en français  11 révéler, déployer au grand jour; avancer une idée ou un projet [1.8]
Exemples  12  Na misy mba sahy mamosaka hevitra tsy mifanaraka amin'ny an'ny Manjaka aza, efa miolaka ery sao mainka hampitroatra. [2.298#]
Synonymes  13 manaposaka
Combinaisons  14  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mamosaka
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  16 mamasoka, mamosaka, 17 somamàka

Mis à jour le 2026/04/22