|
|
|
|

Entrée 1  mamototra
Radical  2 fototra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mandray na maka eo akaikin' ny fototra: Tsy nahay namototra tsara ireo zanakazo nafindrany izy ka be no tapaka
9 Mandinika tsara, manadihady, mamakafaka: Efa namototra ny amin' ilay vonoana olona teo Behoririka ny fanjakana ka dia miandry isika [1.1]
Explications en anglais  10 to take root; to investigate thoroughly; to grasp. [1.2]
Explications en français  11 saisir près de la racine, près de la base, examiner à fond, jusqu'au principe [1.3#190]
Exemples  12  Tsy izany no hevitro, fa tsy hahita na inona na inona raha izy no mamototra. [2.324#]
13  Raha manontany ianao ka mamototra, dia izao no azoko lazaina aminao: marina fa mitana sampy aho; [2.588#]

Mis à jour le 2026/04/19