|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mamotsotra
Radical  2 votsotra
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Mamaha, manaboraka: Iza no namotsotra ity kofehy itỳ?
9 Mitery (ombivavy): Lasa namotsotra omby any an-tsaha izy
10 Manafaka gadra na mpanompo: Iza no mpanjakavavy namotsotra ny mpanompo raha mba fantatrao?
11 Manala (ny fahotana): Nahazo lalana tamin' ny Tompo hamotsotra ny fahotana izy
12 Miala, mamadika: Mahagaga fa namotsotra indray ny iray tamin' ireo nilatsaka hofidina [1.1]
Explications en anglais  13 to set free [1.7]
Explications en français  14 faire glisser entre les mains, ingurgiter, traire, nettoyer, enlever les feuilles en faisant glisser entre les doigts, les mains
15 (figuré) affranchir un esclave, absoudre les péchés [1.3]
16 libérer, lâcher [1.8]
17 effeuiller, comme on le fait pour les rameaux du mûrier [1.196]

Entrée (2/2) 18  mamotsotra
Radical  19 votsotra
Partie du discours  20  adjectif
Explications en malgache  21 [Antambahoaka] afa-jaza [1.78]
22 [Bezanozano] maty anaka [1.78]
23 [Tanala] afa-jaza, tsy mahavanon'anaka [1.78]
24 Enti-milaza biby miteraka ka tsy mahazo ny zanany: Namotsotra indray Ikalamavo [1.1]
Explications en français  25 qui avorte, se dit des animaux [1.3]
Exemples  26  Ny ombivaviny miteraka ka tsy mamotsotra. [2.996#22.021.010]

Mis à jour le 2026/04/19