|
|
|
|

Entrée 1  mampahay
Radical  2 hay
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en anglais  7 to make to be clever, competent, or able to do anything. [1.2]
Explications en français  8 rendre savant, capable, habile [1.3#205]
Exemples  9  Fa mampiloa-bava ny moana ny fahendrena, ary mampahay mandahatra ny lelan' ny zaza. [2.996]
10  Ny fianarana ihany no mampahay, ary adala izay olona tsy manao izay tratry ny ainy mba ho tonga mahay. [2.332#8]
Synonymes  11 mankahay

Anagrammes  mampahay, 12 mampahia

Mis à jour le 2026/04/22