|
|
|
|

Entrée 1  mampanantena
Radical  2 antena
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  Nomeko an' ilay mpamily faharoa ny anarako ary nampanantena azy aho fa raha misy hilàna ahy, dia ho avy aho ary hilaza ny marina. [2.4#77]
8  Marina fa tsy vitsy ny foto-pahalalana mikasika ny toekarena izay mampanantena vokatra mampitolagaga. [4.27]

Anagrammes  mampanantena, 9 mampanentana

Mis à jour le 2026/04/19