|
|
|
|

Entrée 1  mampiantso
Radical  2 antso
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en français  [1.3#57]
Exemples  8  Nampiantso sy mampiditra ny manamboninahitra [2.928#2]
9  Koa raha misy fifanolanana ao an-tanàna dia mampiantso ny roa tonta ny Filoha. [2.606#111]
10  Tsy maninona ary, hoy izy, fa rahefa tonga any Antananarivo aho mampiantso an' ialahy. [2.643#86]

Anagrammes  mampiantso, 11 mañampitso, 12 Manampotsy, 13 mpanatsimo

Mis à jour le 2026/04/20