| Entrée | 1 mampirina |
| Radical | 2 ampirina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy
9 Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hampirina ireto bokiko ireto aho [1.1] |
| Explications en anglais |
10 to arrange, to tie up goods, etc., as in ampirina.
[1.2] |
| Exemples |
11 Koa izay rehetra te-handeha modia mampirina ny zavany, ary manamboatra izay vàtsy sy zavatra ho entiny.
[2.588#]
|
| Synonymes | 12 manampirina |
| Anagrammes | 13 mampañiry, 14 mampariny, mampirina, 15 mpimirana |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|