|
|
|
|

Entrée 1  mampizara
Radical  2 zara
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en français  [1.3#868]
Exemples  7  Ny mampizara ny fijery dia ny toerana niavian' ny Malagasy mainty hoditra : avy any Azia hoy ny sasany, avy any Afrika, hoy ny hafa. [2.508#12]
8  Nony tonga anefa ny Vazaha sy ny Fivavahana Kristiana ka narodany io efitra nampizara io, ireo efa maivoky ny lahasa dia niezaka mba hitovy amin' ny Malagasy afaka toa azy; [2.285#113]

Mis à jour le 2026/09/04