|
|
|
|

Entrée 1  manaboabo
Radical  2 aboabo
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 manavoavo, manaingainga, manambonimbony: tsy mety ny manaboabo olona mpamita-bahoaka tahaka ireny
9 midera fatraira, manome voninahitra lehibe, mankalaza izaitsizy: nanaboabo ny filoham-pirenena ny vahoaka
10 manondrotra, mampakatra, manovona: amin' ny taona ambony izahay no hanaboabo ny tranonay [1.1]
Explications en anglais  11 To elevate, to raise higher, to honour, to exalt. [1.2]
Explications en français  12 Vanter, exalter [1.3#1]

Anagrammes  13 boamboana, manaboabo

Mis à jour le 2026/04/20