| Entrée | 1 manaboroaka |
| Radical | 2 boroaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
7 Mandoaka mba hivoaka hatrany ambadika
[1.1] |
| Explications en anglais |
8 to pierce
[1.7] |
| Explications en français |
9 percer de part en part
[1.8] |
| Exemples |
10 Indro fa ny itokianao hitehenana dia ilay volotara folaka, i Ejipta, izay manindrona sy manaboroaka ny tanan' izay rehetra mitehina aminy;
[2.996#]
|
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|