| Entrée (1/2) | 1 manadidy |
| Radical | 2 adidy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Manome tsiny, maniny: Tsy afaka hanadidy ahy ianao satria tsy nahalala velively izany aho
[1.1] 9 [mañadidy] [Sihanaka] manome tsiny [1.78] |
| Explications en anglais |
10 To blame, to censure, to criminate, to attach the blame arising from responsibility. In the provinces ady is used for adidy.
[1.2] |
| Explications en français |
11 Blâmer, censurer: Aza manadidy olona foana (Ne blâmez pas les gens sans motif)
[1.3] |
| Exemples |
12 ary nony manasa an-dRakotofotsy aho, manadidy Rakotomainty.
[2.69#]
13 Fetsy ny olombelona ka manadidy ny tononandro sy ny razana kanefa izy indrindra no tena tompon'antoka. [2.639#] |
| Combinaisons | 14 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manadidy |
| Entrée (2/2) | 15 mañadidy |
| Partie du discours | 16 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
21 [Antesaka] misakana, mandrara
[1.78] |
| Anagrammes | 22 dadimina, mañadidy, manadidy, 23 mandidia |
| Mis à jour le 2026/08/14 |
|