|
|
|
|

Entrée 1  manadino
Radical  2 hadino
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Tsy mahatsiaro: Rehefa faly, mora ny manadino ny lasa [1.1]
Explications en anglais  9 to forget [1.2, 1.7]
10 to neglect [1.2]
Explications en français  11 oublier [1.3#202, 1.8]
12 ne pas se souvenir, pardonner [1.3#202]
Exemples  13  Ny ankizy ankehitriny koa tsy manadino. [1.369#]
14  Toroy izy raha manadino, anaro raha miha-fahafa. [2.245#]
15  Tia havana nefa saro-manadino ny ratsy hatao azy na dia tsy manao am-po aza. [1.381#]
Combinaisons  16  2 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manadino
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  18 amandino, 19 andamino, manadino, 20 mandaoñy, 21 manindao, 22 manodìna, manodina, mañodina, 23 manondia, 24 miondàna, miondana

Mis à jour le 2026/08/15