|
|
|
|

Entrée 1  manamaloka
Radical  2 maloka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  Raha ny fifankatiavan' Andriambolanony, razan' ny Antefasy sy Soronady, razan' ny Zafisoro no tsiahivina, dia tokony tsy hisy rahona loatra manamaloka ny fihavanan' ireo foko roa ireo. [2.508#192]

Mis à jour le 2026/04/20